Tatitra ho an’ny volana Aprily eto amin'ny METFP
Manomboka amin’ny sehatra nomerika ka hatramin’ny fambolena, ary mandalo amin’ny fitantanana tsara sy ny fampidirana ara-tsosialy, dia hita taratra amin’ireo he…
Manomboka amin’ny sehatra nomerika ka hatramin’ny fambolena, ary mandalo amin’ny fitantanana tsara sy ny fampidirana ara-tsosialy, dia hita taratra amin’ireo he…
Nofaranana androany ny tetikasa BIOCOM Madagascar, notanterahin’ny UNESCO niaraka tamin’ny fanohanan’ny KOICA. Nisongadina ny fananganana ivon-toeram-piofanana …
Anisan’ny vina iombonan’ny sehatra telo — ny Fanabeazana, ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ary ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana ara-tsiansa —…
Nisy ny fitsidihana nataon’ireo Minisitra telo mianadahy misahana ny sehatry ny Fampianarana tao amin’ny LTP Toliara, notarihin’Andriamatoa Andriamampandry Todi…
Notanterahina tao amin’ny CFP Ampasampito ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny tetik’asa D-CLIC : fanofanana tanora 1 000, izay ny fiaraha-miasan’ny METFP sy…
Nanamafy ny fanekena nataon’ny andaniny sy ny ankilany ny fihaonana, izay manaporofo ny fahamatoran’ny fiaraha-miasa sy ny paikady maharitra napetraka.Adidy fa …
Ny herinandro raha fintinina amin’ny tarehimarika: maherin’ny 8 000 ireo mpisitraka nahazo tombotsoa, fiaraha-miasa miha mari-toerana, fampiofanana nohatsaraina…
Tontosa androany ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa teo aloha, TSILEFA Antonio sy ny Minisitra v…
Natomboka androany ny atrikasa ho fikaonandohan'ireo mpisehatra amin'ny fampiharana ny tetikasa Fahaiza-manao ho an'ny rehetra, izay vatsian'ny Vondrona Eoropea…