NISITRAKA FIOFANANA FANAMAFISAM-PAHALALANA IREO MPAMPIOFANA SY MPIASA BIRAO
Tao anatin'ny roa andro, ny 24 sy 25 febroary 2026 no notanterahina tao amin'ny Lycée Technique Antsirabe ny fanofanana ireo mpampiofana sy mpiasa birao ao an-…
Tao anatin'ny roa andro, ny 24 sy 25 febroary 2026 no notanterahina tao amin'ny Lycée Technique Antsirabe ny fanofanana ireo mpampiofana sy mpiasa birao ao an-…
𝗝𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗼𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗼𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣. 𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗺𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗧𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮…
Nifarana ny zoma lasa teo ny fampiofanana ireo mpampiofana avy amin'ireo Faritra dimy hisitraka ny tetikasa DCLIC (Antananarivo misy toerana roa, Antsirabe, Toa…
Hiditra amin'ny andiany faha efatra ny fampiofanana ao anatin'ny FRAD na Formation de Réinsertion et d'Appui au Développement izay iarahan'ny DRETFP Vakinankar…
Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin'ny METFP sy ny fikambanana EauSoleil PACA, dia notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny toby famatsiana rano fisotro madio amin’ny…
Nitsidika ny LTP tao Tsiroanomandidy ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, TSILEFA Antonio, notronin'ireo manam-pahefana ao an-toerana…
Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, TSILEFA Antonio ireo Tale misahana ny maha olona eo anivon'ny vondro…
Nandray ny Masoivohon'ny Vondrona Eoropeanina, Andriamatoa Roland KOBIA, ny Minisitra notronin'ireo tompon'andraikitra eo anivon'ny ny Fampianarana Teknika sy n…
Tonga nitsidika ary nanatanteraka dinika savaranonando tamin'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, TSILEFA Antonio ireo solon…