Actualités

𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿'𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.
20 févr. 2026 𝗟𝗧𝗣 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿'𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.

‎Taorian'ny fandalovan'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa tao Toamasina ny 16 Febroary lasa teo, dia nidina avy hatrany tan…

𝐀𝐕𝐈𝐒 𝐃𝐄 𝐑𝐄𝐂𝐑𝐔𝐓𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓
19 févr. 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝐀𝐕𝐈𝐒 𝐃𝐄 𝐑𝐄𝐂𝐑𝐔𝐓𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓

𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 "𝘃𝗮𝗰𝗮𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀" 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 (𝟮𝟱𝟬) 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗧𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗸'𝗔𝘀𝗮.#OloMahayRah…

FIDINANA IFOTONY NATAON'NY EKIPAN'NY DRETFP AMORON'I MANIA TAO AMIN'NY LTP MANANDRINA.
16 févr. 2026 AMORON'I MANIA

FIDINANA IFOTONY NATAON'NY EKIPAN'NY DRETFP AMORON'I MANIA TAO AMIN'NY LTP MANANDRINA.

Isan'ireo zava-dehibe ho an'ny Fitaleavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak'asa eto Amoron'i Mania ny fitsidihana ireo ivon-toeram-panofanan…

fiofanana "AMB " Coupe et Couture na "zaitra "
17 févr. 2026 Ihorombe

fiofanana "AMB " Coupe et Couture na "zaitra "

‎Olona miisa 30 no misitraka izany fiofanana maimaimpoana izany ,ary tanterahina mandritra ny 5 andro.‎Marihina fa efa maro ny fiofanana fohy ezaka efa notanter…

𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗼𝗺𝗯𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗮𝘀𝗼𝗶𝘃𝗼𝗵𝗼𝗻'𝗶 𝗞𝗼𝗿𝗲𝗮.
18 févr. 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗼𝗺𝗯𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗮𝘀𝗼𝗶𝘃𝗼𝗵𝗼𝗻'𝗶 𝗞𝗼𝗿𝗲𝗮.

Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, Andriamatoa TSILEFA Antonio ny Masoivohon'i Korea, Ramatoa Park Ji-h…

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗴é𝗿𝗶𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮.
18 févr. 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗶𝗹𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗴é𝗿𝗶𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮.

Natolotr'Andrimatoa Minisitra TSILEFA Antonio amin'ny fomba ofisialy ny tapakila fiondranana mankany Algérie ho azy 18 mianadahy, mpianatra mendrika tamin'ny ba…

FORMATION AMB
14 févr. 2026 AMBOSITRA

FORMATION AMB

CHANTIER ÉCOLE ‎‎Mitohy hatrany ny fanofanana fohy ezaka na ny Apprentissage aux Métiers de Base (AMB) natolotra ny mpiofana teo anivon'ny LTP Ambositra .‎…

Tolo-tanana ho an’ireo tra-boina any amin’ny Faritra Atsinanana
13 févr. 2026 Dretfp Menabe

Tolo-tanana ho an’ireo tra-boina any amin’ny Faritra Atsinanana

Ho fanehoana firaisankina sy fanohanana ireo mpiray tanindrazana tra-boina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Gezani, dia nanatanteraka hetsika tolo-tanana ny Fa…

VAE (𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗾𝘂𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝘅𝗽𝗲𝗿𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲)
16 févr. 2026 Ampefiloha

VAE (𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗾𝘂𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝘅𝗽𝗲𝗿𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲)

Efa miasa ve ianao ? Kanefa tsy manana diplaoma mifanaraka amin'ny traikefa anananao ? Natao ho anao indrindra ny "𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗰𝗾𝘂𝗶𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗘𝘅𝗽𝗲𝗿𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲" ( 𝗩𝗔…