Actualités

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗜𝗥𝗘𝗣𝗦 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮.
11 mars 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗖𝗜𝗥𝗘𝗣𝗦 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮.

Anaty fahavitrihana tanteraka no hiatrehan'ireo mpampiofana avy amin'ny DRETFP Analamanga sy ireo tompon'andraikitra ao amin'ny Fitaleavana misahana ny fanadina…

𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝟬𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣.
6 mars 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗛𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝟬𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣.

Amin'izao ankatoky ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao, dia nanatanteraka tontolo andro iarahana ireo vehivavy ato amin'ny Mi…

𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮: 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗟𝗧𝗣 𝗿𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.
7 mars 2026 Toamasina

𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮: 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗟𝗧𝗣 𝗿𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗘𝗭𝗔𝗡𝗜.

Taorian'ny fandalovan'ny rivo-doza GEZANI dia miroso amin'ny fanarenana ireo fotodrafitr'asa rava ny eo anivon'ny LTP Toamasina. Nisy araka izany ny fifano…

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗪𝗲𝗹𝘁𝗵𝘂𝗻𝘁𝗲𝗿𝗵𝗶𝗹𝗳𝗲 (𝗪𝗛𝗛).
4 mars 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗪𝗲𝗹𝘁𝗵𝘂𝗻𝘁𝗲𝗿𝗵𝗶𝗹𝗳𝗲 (𝗪𝗛𝗛).

Nosoniavina androany ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin'ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa sy ny Fikambanana Welthunterhilfe (WH…

Fiofanana fohy ezaka na AMB / CFPR Ambia
3 mars 2026 Dretfp Ihorombe

Fiofanana fohy ezaka na AMB / CFPR Ambia

‎Nanomboka androany 03 Mars 2026 ,ny fanofanana fohy ezaka na AMB momban'ny fanaovana mofo mamy na "cuisine et pâtisserie" izay notanterahin'ny teo anivon'ny CF…

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮
2 mars 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮

Nanatanteraka fananganan-tsaina ny teo anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa.Nitondra ny teny fankasitrahana tamin'ny fanatont…

𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸 𝗢𝗳 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮 (𝗕𝗢𝗔).
3 mars 2026 𝗔𝗺𝗽𝗲𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮

𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗻𝗸 𝗢𝗳 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮 (𝗕𝗢𝗔).

Nitsidika ara-pombam-panajana an'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa, TSILEFA Antonio ireo solontena avy amin'ny BOA Madagas…

𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗼𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗘𝗧𝗙𝗣.
27 févr. 2026 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮

𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗼𝗻-𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗘𝗧𝗙𝗣.

Ao anatin'ny hetsika fankalazana ny andron'ny ivon-toeram-panofanana eo anivon'ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak'Asa dia nisy lalao ara-panatajahan-…

NISITRAKA FIOFANANA FANAMAFISAM-PAHALALANA IREO MPAMPIOFANA SY MPIASA BIRAO
26 févr. 2026 LTPA ANTSIRABE

NISITRAKA FIOFANANA FANAMAFISAM-PAHALALANA IREO MPAMPIOFANA SY MPIASA BIRAO

‎Tao anatin'ny roa andro, ny 24 sy 25 febroary 2026 no notanterahina tao amin'ny Lycée Technique Antsirabe ny fanofanana ireo mpampiofana sy mpiasa birao ao an-…