Anisanโny vina iombonanโny sehatra telo โ ny Fanabeazana, ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arakโAsa, ary ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana ara-tsiansa โ ny fanofanana tanora ho matihanina sy manana fahaiza-manao matanjaka, ho fanohanana ny fanavaozana sy ny fampandrosoana eto aminโny firenena.
Nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโAsa, Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, izay mpampianatra mpikaroka sady efa Sojabenโny Fakioltenโny EGS teo aloha, niaraka taminโireo tomponโandraikitra ambony avy aminโny Minisitera.
Nandritra ny lanonana dia nizara โtรฉmoignagesโ sy traikefa momba ny lalana nodiaviny Andriamatoa Minisitra ary nanentana sy nampahery ireo mpianatra aminโny fanohizana ny ezaka sy ny fikatsahana fahombiazana.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha