Notanterahina tao aminโny CFP Ampasampito ny fanokafana aminโny fomba ofisialy ny tetikโasa D-CLIC : fanofanana tanora 1 000, izay ny fiaraha-miasanโny METFP sy ny ยซ Organisation Internationale de la Francophonie ยป
Nitarika ny lanonana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arakโAsa, Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, niaraka taminโny Masoivohonโny OIF, Andriamatoa Traian Laurentiu HRISTEA, notroninโ ireo mpiara-miombonโantoka sy tomponโandraikitra isan-tsokajiny avy ao aminโny Ministera
Ny tanjona dia ny hanamafy ny fahaiza-manaonโny tanora aminโny sehatrโasa nomerika sy hanatsarana ny fahafahany miditra avy hatrany aminโny sehatry ny asa.
Niatomboka androany arakโizany ny fiofanana eto Analamanga sy Vankinankaratra
#Olo_mahay_raha_tsy_very_mandeha