𝗙𝗶𝘃𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗙𝗮𝗵𝗮𝗶𝘇𝗮-𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 (𝗖𝗼𝗺𝗽é𝘁𝗲𝗻𝗰𝗲𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘁𝗼𝘂𝘀 à 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿).
Natomboka androany ny atrikasa ho fikaonandohan'ireo mpisehatra amin'ny fampiharana ny tetikasa Fahaiza-manao ho an'ny rehetra, izay vatsian'ny Vondrona Eoropea…