Ludovic, Mpandrafitra
20 février 2026
Izy no Ludovic, mpandrafitra no asany ankehitriny ary nivoaka teo amin'ny rafi-pampianarana teknika sy fanofanana arak'asa :
- Nianatra nandritry ny telo taona tao amin'ny LTPGC Mahamasina.
- Efa manana "atelier" manokana ary miasa tena hamelomana ny ankohonany.
Retour à la médiathèque