Tailleur_Ravo.
10 février 2026
Androany isika dia hijery ny tantaran’i Ravo. 𝗠𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗶𝗵𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 fantatra amin'ny anarana hoe #Tailleur_Ravo.
👉 𝗡𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 #𝗘𝗧𝗙𝗣.
👉 𝗡𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗚𝗶𝗹𝗯𝗲𝗿𝘁 𝗥𝗮𝗸𝗼𝘁𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.
👉 𝗡𝗮𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮𝘀𝗮𝗻𝘆
#Tailleur_Ravo izay mamelona fianakaviana miisa valo amin’izao.
#OloMahayRahaTsyVeryMandeha
#LTAmpefiloha
#METFP
Retour à la médiathèque