‎Olona miisa 30 no misitraka izany fiofanana maimaimpoana izany ,ary tanterahina mandritra ny 5 andro.
‎Marihina fa efa maro ny fiofanana fohy ezaka efa notanterahin'ny CFPR Ambia tamin'ny volana Desambra sy Janoary lasa teo toy ny "Fambolena sy Fiompiana , ary ny Fanaovana vovo"
‎Maro ny liana hiatrika izany saingy noferana ny isa raisina mba ho fanatsarana ny kalitaon'ny fanofanana voarain'ireo mpiofana . Raha ny fantatra dia mbola hisy vague manaraka ho an'izay tsy tafiditra tamin'ity andiany ity . 
‎"Olo mahay raha tsy very mandeha."